Exodus 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny halavan’ny ambainy iray dia telopolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray hafa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy iraika amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
telopolo hakiho no ho lavan’ny ambainy iray, ary efatra hakiho no ho sakan’ny ambainy iray; ampitovîna daholo ny haben’ireo ambainy iraika ambin’ny folo ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 15 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ny halavan'ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy iraika ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny halavan’ny ambainy iray dia telopolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray hafa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy iraika amby folo.
malagasy
Ny halavan'ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy iraika ambin'ny folo.