Exodus 26:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avitrano hikambana ny ambainy dimy ary avitranao hikambana koa ny ambainy enina. Aforeto ny ambainy fahenina amin’ny sakan’ny lay eo anoloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ambainy dimy amin’izy ireo havitranao manokana koa, ary haforitrao eo anoloan’ny lay ny ambainy fahenina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatambatra ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia hatao toy izany koa ny enina hafa, ka ny lamba temitra fahenina dia haforitra eo anoloan’ny tranolay masina.
Malagasy Bible 1865
Ary avitrano ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana. Ary aforeto ny ambainy fahenina amin'ny sakan'ny lay anatrehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avitrano hikambana ny ambainy dimy ary avitranao hikambana koa ny ambainy enina. Aforeto ny ambainy fahenina amin’ny sakan’ny lay eo anoloana.
malagasy
Ary avitrano ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana. Ary aforeto ny ambainy fahenina amin'ny sakan'ny lay anatrehana.