Exodus 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho roapolo ny andriny ary ho roapolo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasianao andriny roapolo misy faladia varahina roapolo io lafiny iray io, ka hatao volafotsy avokoa ny faraingo amin’ny andriny sy ny anjaka hitohizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.
Malagasy Bible 1865
ary ho roa-polo ny tsangantsangany, ary ho roa-polo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho roapolo ny andriny ary ho roapolo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.
malagasy
ary ho roa-polo ny tsangantsangany, ary ho roa-polo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany,