Exodus 27:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray; ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho amin'ny sakany iray; ho telo ny tsangantsangany, ary ho telo ny faladiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray; ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany.
malagasy
Ary hisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho amin'ny sakany iray; ho telo ny tsangantsangany, ary ho telo ny faladiany.