Exodus 27:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy hisy farango volafotsy hitohizany ny andry rehetra amin’ny kianja manodidina; ho volafotsy ny fihantonany ary ho varahina ny faladiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andriny rehetra manodidina ny kianja, dia hakamban’ny anja-bolafotsy, sy hasiana faraingo volafotsy, ary hisy varahina avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy anjaka volafotsy hampitohy ny andry rehetra izay mamaritra ny kianja; ny farangony koa dia ho volafotsy, fa ny faladiany halimo.
Malagasy Bible 1865
Ny tsangantsangany rehetra amin'ny kianja manodidina dia samy hisy anjaka volafotsy hitohizany; ho volafotsy ny fihantonany, ary ho varahina ny faladiany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy hisy farango volafotsy hitohizany ny andry rehetra amin’ny kianja manodidina; ho volafotsy ny fihantonany ary ho varahina ny faladiany.
malagasy
Ny tsangantsangany rehetra amin'ny kianja manodidina dia samy hisy anjaka volafotsy hitohizany; ho volafotsy ny fihantonany, ary ho varahina ny faladiany,