Exodus 27:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho varahina avokoa ny fiasana rehetra momba ny tabernakely; ary ny tsatòkan-day rehetra momba azy sy ny tsatòkan-dain’ny kianja dia ho varahina koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho varahina avokoa ny fanaka rehetra hampiasaina amin’ny raharahan’ny Fonenana, ny tsimatra rehetra ao aminy ary ny tsimatry ny kianja.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitaovana rehetra fanampiny mba hahatomombana ny fonena-masina dia hatao halimo avokoa, ka isan’izany ny tsîmatra rehetra momba azy sy ny tsîmatra rehetra momba ny fefin’ny kianja.
Malagasy Bible 1865
Ho varahina avokoa ny fiasana rehetra momba ny tabernakely; ary ny tsimatra rehetra momba azy sy ny tsimatry ny kianja ho varahina koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho varahina avokoa ny fiasana rehetra momba ny tabernakely; ary ny tsatòkan-day rehetra momba azy sy ny tsatòkan-dain’ny kianja dia ho varahina koa.
malagasy
Ho varahina avokoa ny fiasana rehetra momba ny tabernakely; ary ny tsimatra rehetra momba azy sy ny tsimatry ny kianja ho varahina koa.