Exodus 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amboary ataovy miray aminy ny tandroka eo amin’ny zorony efatra ary petaho takelaka varahina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny zorony efatra hasianao tandrony mivoaka avy ao amin’ny ôtely, ary petahanao takela-barahina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatao miendrika tandroka ny zorony efatra ambony sady harafitra miaraka amin’ny tenan’ny alitara, izay horakofana takelaka halimo.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova ny tandrony eo amin'ny zorony efatra, ka ataovy miray aminy; ary petaho takela-barahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amboary ataovy miray aminy ny tandroka* eo amin’ny zorony efatra ary petaho takelaka varahina ireo.
malagasy
Ary manaova ny tandrony eo amin'ny zorony efatra, ka ataovy miray aminy; ary petaho takela-barahina.