Exodus 27:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manamboara mason-drojo varahina efatra hatao eo ambonin’ny harato eo amin’ny zorony efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary manaova karakara varahina miendri-karato ho an’ny ôtely ka asio masom-barahina efatra ny zorony efatra amin’io harato io,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy makarakara halimo miendrika harato hamboarina; ary haba halimo iray no hapetaka isaky ny zorony.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manaova vava-varahina efatra hatao ambonin'ny harato eo amin'ny zorony efatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manamboara mason-drojo varahina efatra hatao eo ambonin’ny harato eo amin’ny zorony efatra.
malagasy
Ary manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manaova vava-varahina efatra hatao ambonin'ny harato eo amin'ny zorony efatra,