Exodus 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampidiro eo amin’ny mason-drojo ny bao; ny bao dia ho eo amin’ny lafiny roa amin’ny alitara rehefa lanjaina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampidirina eo amin’ny masom-barahina ny bao, eo an-daniny roa amin’ny ôtely, rehefa hoenti-mifindra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hatsofoka ao anatin’ny haba izay manatrika ny lafiny roa amin’ny alitara ireo bao ireo, rehefa lanjaina ny makarakara.
Malagasy Bible 1865
Ary ampidiro eo amin'ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara ny bao, raha lanjaina izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampidiro eo amin’ny mason-drojo ny bao; ny bao dia ho eo amin’ny lafiny roa amin’ny alitara rehefa lanjaina izy.
malagasy
Ary ampidiro eo amin'ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara ny bao, raha lanjaina izy,