Exodus 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazofisaka no arafeto ho alitara ka ataovy poakaty izany; araka izay naseho taminao tao an-tendrombohitra no hanaovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy hoboka aty, amin’ny hazo fisaka, izy: araka ny efa naseho anao tany an-tendrombohitra no hanaovana azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo fisaka no handrafetana ny alitara, ka hatao holoka aty izany, araka ny môdely izay efa nasehoko anao teto an-tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Hazo fisaka no arafeto ho alitara, ka ataovy hobokaty; araka izay naseho taminao tao an-tendrombohitra no hanaovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazofisaka no arafeto ho alitara ka ataovy poakaty izany; araka izay naseho taminao tao an-tendrombohitra no hanaovana azy.
malagasy
Hazo fisaka no arafeto ho alitara, ka ataovy hobokaty; araka izay naseho taminao tao an-tendrombohitra no hanaovana azy.