Exodus 28:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny enina dia amin’ny vato iray ary ny anaran’ny enina hafa kosa dia amin’ny vato iray, araka ny fizokiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny enina amin’ny anarany, amin’ny vato iray, ny anarany enina sisa amin’ny vato iray, alahatra araka ny fizokiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny anarana enina amin’ny vato voalohany, ary ny anarana enina amin’ny vato faharoa, arakara-jokiny.
Malagasy Bible 1865
ny anarany enina amin'ny vato iray, ary ny anarany enina kosa amin'ny vato iray, araka ny fizokiany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny enina dia amin’ny vato iray ary ny anaran’ny enina hafa kosa dia amin’ny vato iray, araka ny fizokiany.
malagasy
ny anarany enina amin'ny vato iray, ary ny anarany enina kosa amin'ny vato iray, araka ny fizokiany;