Exodus 28:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny asan’ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fitombo-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ny Zanak’Israely ary asio randram-bolamena manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny fikapa vato sarobidy sy fisikotra fanombohan-kase aminy, no ho fisikotrao ny anaran’ny zanak’i Israely amin’ireo vato roa ireo, ary hasianao randram-bolamena manodidina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.
Malagasy Bible 1865
amin'ny asan'ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny asan’ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fitombo-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ny Zanak’Israely ary asio randram-bolamena manodidina.
malagasy
amin'ny asan'ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy,