Exodus 28:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy rojo kely volamena tsy miharo roa; mirandrana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hapetakao eo amin’ny randram-bolamena ireo rojo kely toy ny tady ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy rojo volamena madio madinika roa hatao mirandrana toy ny tady, araiketo amin’ny randram-bolamena ny rojo madinika miendri-tady.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana.
Malagasy Bible 1865
sy olam-bolamena tsara roa; mifanolana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hataonao eo amin'ny randram-bolamena ireo alom-bolamena toy ny tady ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy rojo kely volamena tsy miharo roa; mirandrana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hapetakao eo amin’ny randram-bolamena ireo rojo kely toy ny tady ireo.
malagasy
sy olam-bolamena tsara roa; mifanolana toy ny tady no hanaovanao ireo, ary hataonao eo amin'ny randram-bolamena ireo alom-bolamena toy ny tady ireo.