Exodus 28:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio vato alatsaka an-tranontranony koa ka efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka petaho rava-batosoa an-tranontranony, vatosoa efatra andalana; ny andalana voalohany: sardoana, tôpaza, emeraoda iray avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
horavahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda;
Malagasy Bible 1865
Ary asio vato alatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra an-dalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio vato alatsaka an-tranontranony koa ka efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda;
malagasy
Ary asio vato alatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra an-dalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda;