Exodus 28:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova fitafiana masina ho an’i Arona rahalahinao ho mariky ny voninahitra sy ny fahamboniany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Manaova fanamiana masina ho an’i Aarôna, rahalahinao, ho mariky ny fiamboniany sy ho fihaingony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanaovana fanamiana voatokana i Aharôna ho mariky ny voninahitra amam-piandrianany.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova fitafiana masina ho an'i Arona rahalahinao ho voninahitra sy ho fahatsaran-tarehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova fitafiana masina ho an’i Arona rahalahinao ho mariky ny voninahitra sy ny fahamboniany.
malagasy
Ary manaova fitafiana masina ho an'i Arona rahalahinao ho voninahitra sy ho fahatsaran-tarehy.