Exodus 28:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny andalana fahefatra kosa dia krizolita sy berila ary jaspy. Asio randram-bolamena ny fitoerany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andalana fahefatra: krisôlita, berila, jaspa iray avy. Hodidino raozy volamena avokoa ireo vato ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy apetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay.
Malagasy Bible 1865
ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary asio randram-bolamena ny fitoerany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny andalana fahefatra kosa dia krizolita sy berila ary jaspy. Asio randram-bolamena ny fitoerany avy.
malagasy
ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary asio randram-bolamena ny fitoerany avy.