Exodus 28:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vato dia alaharo araka ny anaran’ny Zanak’Israely, roa amby folo araka ny anarany; hisy soratra toy ny amin’ny fitombo-kase izany, ho amin’ny foko roa amby folo araka ny anarany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifanisa amin’ny anaran’ny zanak’i Israely ny vatosoa, dia roa ambin’ny folo araka ny anaran’izy ireo; ho voasikotra toy ny fanombohan-kase, samy misy ny anarany avy araka ny foko roa ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosoratana an-tsokitra eo amin’ny vatosoa tsirairay avy ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba izay miisa 12; hatao toy ny fisokitra tombokase izany, ka ireo vato ireo no ho solotenan’ny foko israelita 12.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vato dia alaharo araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely, dia roa ambin'ny folo araka ny anarany; ary hisy soratra toy ny amin'ny fanombohan-kase, ho amin'ny firenena roa ambin'ny folo araka ny anarany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vato dia alaharo araka ny anaran’ny Zanak’Israely, roa amby folo araka ny anarany; hisy soratra toy ny amin’ny fitombo-kase izany, ho amin’ny foko roa amby folo araka ny anarany avy.
malagasy