Exodus 28:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio rojo kely volamena tsy miharo, mirandrana toy ny tady eo amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rojo volamena madio anankiroa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no hatao eo amin’ny saron-tratra;
Malagasy Bible 1865
Ary eo amin'ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio rojo kely volamena tsy miharo, mirandrana toy ny tady eo amin’ny saron-tratra.
malagasy
Ary eo amin'ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady.