Exodus 28:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanaovanao masom-bolamena roa sy saron-tratra, ary hapetakao amin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra ny masom-bolamena roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova vava volamena roa ho eo amin'ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo.
malagasy
Ary manaova vava volamena roa ho eo amin'ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.