Exodus 28:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ny mason-drojo roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny rojo volamena roa hampidirinao amin’ny masom-bolamena roa, amin’ny tendron’ny saron-tratra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatotra tsirairay amin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;
Malagasy Bible 1865
Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin'ny vava vola roa, izay amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ny mason-drojo roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.
malagasy
Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin'ny vava vola roa, izay amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.