Exodus 28:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy eo amin’ny soroky ny efoda anoloana kosa ny lanin’ny tady roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tendrony roa amin’ny rojo roa dia hofehezinao amin’ny randram-bola roa, dia hasampinao eo amin’ny sorony roa amin’ny efôda avy eo anoloany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia hapetaka amin’ny bokom-bolamena izay eo ambonin’ny beritelon’ny efôda mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lanin'ny tady roa dia ataovy eo amin'ny soroky ny efoda anoloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy eo amin’ny soroky ny efoda anoloana kosa ny lanin’ny tady roa.
malagasy
Ary ny lanin'ny tady roa dia ataovy eo amin'ny soroky ny efoda anoloana.