Exodus 28:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia manaova koa mason-drojo volamena roa ka ataovy amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny, izay mifanolotra amin’ny efoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova koa masom-bolamena roa, hatao amin’ny tendrony ambany roa, amin’ny saron-tratra eo amin’ny sisiny anatiny, manolotra ny efôda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova vava volamena roa, ka ataovy amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra, dia amin'ny sisiny anatiny, izay manolotra ny efoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia manaova koa mason-drojo volamena roa ka ataovy amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny, izay mifanolotra amin’ny efoda.
malagasy
Ary manaova vava volamena roa, ka ataovy amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra, dia amin'ny sisiny anatiny, izay manolotra ny efoda.