Exodus 28:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Arona dia hitondra ny anaran’ny Zanak’Israely eo amin’ny saron-tratra fitsarana mifanolotra amin’ny fony rehefa miditra ao amin’ny fitoerana masina izy mba ho fahatsiarovana mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay i Aarôna, rehefa miditra ny Fitoerana Masina dia hitondra ny anaran’ny zanak’i Israely, manolotra ny fony, amin’ny saron-tratra fitsarana, ho fahatsiarovana mandrakizay, eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’izay, rehefa miditra ao amin’ny Toeramasina i Aharôna, dia hitondra eny an-tratrany ny saron-tratra fitsarana misy ny anaran’ny fokon’i Israely; ka Izaho TOMPO amin’izay dia tsy hanadino anareo na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Ary Arona hitondra ny anaran'ny Zanak'Isiraely eo amin'ny saron-tratra fitsarana manolotra ny fony, raha miditra amin'ny fitoerana masina izy, mba ho fahatsiarovana mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Arona dia hitondra ny anaran’ny Zanak’Israely eo amin’ny saron-tratra fitsarana mifanolotra amin’ny fony rehefa miditra ao amin’ny fitoerana masina izy mba ho fahatsiarovana mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy