Exodus 28:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy lamba manga avokoa ny akanjobe misy ny efoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ataovy amin’ny jaky volomparasy ny akanjo lavan’ny efôda manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia hatao manontolo amin’ny volon’ondry miloko volomparasy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny akanjo ivelany misy ny efoda dia ataovy manga avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy lamba manga avokoa ny akanjobe misy ny efoda*.
malagasy
Ary ny akanjo ivelany misy ny efoda dia ataovy manga avokoa.