Exodus 28:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio sarin’ampongabendanitra miloko manga, volomparasy, jaky, manodidina eny amin’ny moron-tongony, ary lakolosy kely volamena kosa eo anelanelany manodidina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny moron-tongony asio sarin’ampongabendanitra jaky volomparasy sy jaky mangatrakatraka ary lamba mena antitra, amin’ny morony ambany, atao manodidina, elanelanin’ny lakolosy kely volamena manodidina hatrany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny moron-tongotr’akanjo manodidina dia horavahana sarin’ampongabendanitra vita amin’ny volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, sady hasiana lakolosy kely volamena.
Malagasy Bible 1865
Ary asio sarin'ampongaben-danitra manga sy volomparasy sy mena manodidina eny amin'ny moron-tongony, ary famohamandry volamena kosa eo anelanelany manodidina:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio sarin’ampongabendanitra miloko manga, volomparasy, jaky, manodidina eny amin’ny moron-tongony, ary lakolosy kely volamena kosa eo anelanelany manodidina;
malagasy
Ary asio sarin'ampongaben-danitra manga sy volomparasy sy mena manodidina eny amin'ny moron-tongony, ary famohamandry volamena kosa eo anelanelany manodidina: