Exodus 28:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
io dia lakolosy kely volamena sy sarin’ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ny morontongotry ny akanjobe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lakolosy kely volamena dia sarin’ampongabendanitra, manaraka ny morontongotry ny akanjo lava manodidina hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sarin’ampongabendanitra dia hifanelanelana amin’ny lakolosy kely.
Malagasy Bible 1865
dia famohamandry sy sarin'ampongaben-danitra mifanelanelana manodidina eny amin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
io dia lakolosy kely volamena sy sarin’ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ny morontongotry ny akanjobe.
malagasy
dia famohamandry sy sarin'ampongaben-danitra mifanelanelana manodidina eny amin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany.