Exodus 28:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio kofehy manga izy io ka ataovy eo amin’ny fehiloha, fa eo anoloan’ny fehiloha no hasiana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia afehezo amin’ny ribà jaky volomparasy amin’ny hamama dia hatao eo anoloan’ny hamama io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hafatotra amin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy eo ambonin’ny satroka fehiloha, eo anoloana izy.
Malagasy Bible 1865
Ary asio kofehy manga izy, ka ataovy eo amin'ny hamama: dia eo anoloan'ny hamama no hasiana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio kofehy manga izy io ka ataovy eo amin’ny fehiloha, fa eo anoloan’ny fehiloha no hasiana azy.
malagasy
Ary asio kofehy manga izy, ka ataovy eo amin'ny hamama: dia eo anoloan'ny hamama no hasiana azy.