Exodus 28:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy amin’ny rongony fotsy madinika tenom-boaroy ny akanjo lava ary manaova fehiloha amin’ny lamba rongony fotsy madinika sy fehikibo, asan’ny mahay tenona samihafa soratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy rongony madinika ny akanjo anatiny, ataovy rongony madinika koa ny hamama, ary ataovy misoratsoratra ny fehikibo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Farany dia hanenomana akanjo lava vita rongony i Aharôna, ary hanaovana satroka fehiloha rongony sy fehikibo vita peta-kofehy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny akanjo lava dia ataovy hariry madinika tenom-boaroy; ary manaova hamama rongony fotsy madinika sy fehin-kibo, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy amin’ny rongony fotsy madinika tenom-boaroy ny akanjo lava ary manaova fehiloha amin’ny lamba rongony fotsy madinika sy fehikibo, asan’ny mahay tenona samihafa soratra.
malagasy
Ary ny akanjo lava dia ataovy hariry madinika tenom-boaroy; ary manaova hamama rongony fotsy madinika sy fehin-kibo, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra.