Exodus 28:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ampiakanjoy an’i Arona rahalahinao sy ireo zanany ireo; ary hosory izy ireo dia atokàny sy hamasino mba hanao fisoronana ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hampiakanjoinao i Aarôna rahalahinao, sy ny zanany koa, hosoranao izy, hatokanao izy, ho hamasininao izy, mba ho mpisorona hanao fanompoana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Mosesy, hampiakanjoinao ireo fanamiana ireo i Aharôna zokinao sy ny zanany lahy ary hohosoranao diloilo ny lohany, dia hapetrakao amin’ny toerany izy; toy izany no hanokananao azy hanompo Ahy amin’ny maha mpisorona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy amin'i Arona rahalahinao sy ny zanany koa ireo; dia manosora azy sy manokana azy ary manamasina azy, mba ho mpisorona ho Ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ampiakanjoy an’i Arona rahalahinao sy ireo zanany ireo; ary hosory izy ireo dia atokàny sy hamasino mba hanao fisoronana ho Ahy.
malagasy
Ary ataovy amin'i Arona rahalahinao sy ny zanany koa ireo; dia manosora azy sy manokana azy ary manamasina azy, mba ho mpisorona ho Ahy izy.