Exodus 28:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manaova kalisaonina fohy amin’ny lamba rongony fotsy ho azy hanarona ny fitanjahany hatramin’ny maojany ka hatramin’ny feny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova kalisaona rongony fotsy ho azy ireo, hanarona ny fitanjahany; ataovy hatreo amin’ny valahany ka hatreo amin’ny feny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hanaronana ny fitanjahany, dia hanaovana kilaoty rongony izy hanarona ny hatreo amin’ny tehezany ka hatramin’ny feny.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova kalisaona fohy rongony fotsy ho azy hanarona ny fitanjahany; hatramin'ny valahany ka hatramin'ny feny no hisy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manaova kalisaonina fohy amin’ny lamba rongony fotsy ho azy hanarona ny fitanjahany hatramin’ny maojany ka hatramin’ny feny.
malagasy
Ary manaova kalisaona fohy rongony fotsy ho azy hanarona ny fitanjahany; hatramin'ny valahany ka hatramin'ny feny no hisy azy.Ary hiakanjoan'i Arona sy ny zanany ireo, raha miditra amin'ny trano-lay fihaonana izy, na manakaiky ny alitara hanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina, mba tsy hahazoany heloka hahafaty azy; ho lalàna mandrakizay aminy sy amin'ny taranany mandimby azy izany.