Exodus 28:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hanaovany azy dia volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky mbamin’ny rongony madinika sy kofehy volamena no hampiasain’ireo mpahay taozavatra.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika.
malagasy
Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy.