Exodus 28:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy soroka roa eo amin’ny sisiny roa mba hampikambana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asiana sorony roa izy, hanambatra ny sisiny roa hampikambana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.
Malagasy Bible 1865
Aoka hisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy soroka roa eo amin’ny sisiny roa mba hampikambana azy.
malagasy
Aoka hisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambana azy.