Exodus 28:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary makà vato berila roa ka soraty eo aminy ny anaran’ny Zanak’Israely:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary makà vato berila roa, dia hosokirinao aminy ny anaran’ny zanakalahin’i Israely:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia halaina ny vato berila roa izay hanoratana an-tsokitra ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba:
Malagasy Bible 1865
Ary makà vato beryla roa, ka soraty eo aminy ny anaran'ny Zanak'Isiraely:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary makà vato berila roa ka soraty eo aminy ny anaran’ny Zanak’Israely:
malagasy
Ary makà vato beryla roa, ka soraty eo aminy ny anaran'ny Zanak'Isiraely: