Exodus 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary asaivo entina ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana ny vantotra ombilahy; ary aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny ombalahy hoentinao mankeo anoloan’ny trano lay fihaonana, ary i Aarôna sy ireo zanany hametraka ny tanany eo ambonin’ny lohan’ny ombalahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hoentina eo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny ombilahy, ka hametrahan’i Aharôna sy ny zanany lahy tanana eo an-dohan’ny ombilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary asaovy entina ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana ny vantotr'ombilahy; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary asaivo entina ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana ny vantotra ombilahy; ary aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy;
malagasy
Ary asaovy entina ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana ny vantotr'ombilahy; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy;