Exodus 29:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia vonoy eo anatrehan’NY TOMPO ny vantotra ombilahy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovonoinao eo anatrehan’i Iaveh ny ombalahy eo amin’ny fidirana ho ao an-trano lay fihaonana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovonoina ho faty eo anatrehako Izaho TOMPO izany, eo akaikin’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
dia vonoy eo anatrehan'i Jehovah ny vantotr'ombilahy, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia vonoy eo anatrehan’NY TOMPO ny vantotra ombilahy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana;
malagasy
dia vonoy eo anatrehan'i Jehovah ny vantotr'ombilahy, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana;