Exodus 29:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia alao ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny ila atiny lehibe ary ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ka doroy eo ambonin’ny alitara ireo ho fofona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa.
Malagasy Bible 1865
ary alao ny safo-drorohany re­hetra sy ny ila-atiny lehibe ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, ka dory ho fofona eo ambonin'ny alitara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia alao ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny ila atiny lehibe ary ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ka doroy eo ambonin’ny alitara ireo ho fofona;
malagasy
ary alao ny safo-drorohany re­hetra sy ny ila-atiny lehibe ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, ka dory ho fofona eo ambonin'ny alitara;