Exodus 29:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny henan’ny vantotra ombilahy sy ny hodiny ary ny tain-drorohany kosa dia doroy amin’ny afo eny ivelan’ny toby ho fanatitra noho ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny nofon’ny ombalahy kosa mbamin’ny hodiny sy ny tain-drorohany, dory amin’ny afo any ivelan’ny toby; sorona noho ny ota izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho sorona fanalana ny otan’ny mpisorona izany. Fa ny sisa rehetra amin’ilay ombilahy kosa, toy ny henany, ny hoditra mbamin’ny tain-drorohany, dia dory amin’ny afo any ivelan’ny toby.
Malagasy Bible 1865
fa ny henan'ny vantotr'ombilahy sy ny hodiny ary ny tain-drorohany dia dory amin'ny afo eny ivelan'ny toby; fanatitra noho ny ota izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny henan’ny vantotra ombilahy sy ny hodiny ary ny tain-drorohany kosa dia doroy amin’ny afo eny ivelan’ny toby ho fanatitra noho ny ota.
malagasy
fa ny henan'ny vantotr'ombilahy sy ny hodiny ary ny tain-drorohany dia dory amin'ny afo eny ivelan'ny toby; fanatitra noho ny ota izany.