Exodus 29:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao indray ny ondrilahy iray ka aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny ondrilahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao ny iray amin’ireo ondralahy, ka i Aarôna sy ny zanany hametraka ny tanany ambonin’ny lohan’ny ondralahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy eo dia halaina ny ondrilahy iray, ka hametrahan’i Aharôna sy ny zanany lahy tanana eo amin’ny lohany.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny ondrilahy iray; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny ondrilahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao indray ny ondrilahy iray ka aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny ondrilahy;
malagasy
Ary alao ny ondrilahy iray; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny ondrilahy;