Exodus 29:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia vonoy izy ka tantazo ny rany dia afafazo manodidina amin’ny lafin’ny alitara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ianao kosa hamono ny ondralahy sy hananty ny rany ary handraraka izany manodidina ambony ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovonoinao ho faty ilay ondrilahy ary hotantazanao ny rany, dia hafafinao amin’ny lafiny alitara manodidina.
Malagasy Bible 1865
dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin'ny lafin'ny alitara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia vonoy izy ka tantazo ny rany dia afafazo manodidina amin’ny lafin’ny alitara;
malagasy
dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin'ny lafin'ny alitara;