Exodus 29:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary teteho tsara ny ondrilahy dia sasao ny taovany sy ny tongony ka ataovy eo ambonin’ireo voatetika miaraka amin’ny lohany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teteho ny ondralahy ary rehefa voasasanao ny taovany sy ny ranjony dia hapetrakao eo ambonin’ny tetiny sy ny lohany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotetehinao ho vongana madinika ny ondrilahy; hosasanao ny tsinainy sy ny tongony ka hapetrakao eo ambony alitara, eo ambonin’ireo vongana madinika sy ny lohany.
Malagasy Bible 1865
ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary teteho tsara ny ondrilahy dia sasao ny taovany sy ny tongony ka ataovy eo ambonin’ireo voatetika miaraka amin’ny lohany;
malagasy
ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany;