Exodus 29:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola makà ondrilahy hafa koa; ary aoka hametraka ny tanany amin’ny lohan’io ondrilahy io i Arona sy ireo zanany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao koa ny ondralahy faharoany, ka i Aarôna sy ny zanany hametraka ny tanany ambony lohan’ny ondralahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy eo dia halaina koa ny ondrilahy faharoa, ka hametrahan’i Aharôna sy ny zanany lahy tanana eo amin’ny lohany.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny ondrilahy iray koa; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny ondrilahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola makà ondrilahy hafa koa; ary aoka hametraka ny tanany amin’ny lohan’io ondrilahy io i Arona sy ireo zanany;
malagasy
Ary alao ny ondrilahy iray koa; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny ondrilahy;