Exodus 29:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao indray ny jaboran’ny ondrilahy sy ny hofany ary ny jabora mandrakotra ny taovany sy ny ila atiny lehibe sy ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy ary ny feny havanana, fa ondrilahy fanokanana io;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Halainao ny saboran’ny ondralahy, ny hofany, ny safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ary ny sorony havanana, fa ondralahy fanokanana io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ondrilahy faharoa dia mariky ny fametrahana ny mpisorona amin’ny raharahany. Koa halainao ny hofany, ny sabora mandrakotra ny tsinainy sy ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, ary ny sorony havanana.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny saboran'ny ondrilahy sy ny hofany sy ny safo-drorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany ary ny soroka ankavanana; fa ondrilahy fanakanana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary alao ny saboran'ny ondrilahy sy ny hofany sy ny safo-drorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany ary ny soroka ankavanana; fa ondrilahy fanakanana izy;