Exodus 29:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary makà mofo iray, dia mofo iray voaisy diloilo, mofo manify iray izay eo amin’ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan’NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan’i Iaveh, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hakanao mofo boribory iray sy mofomamy misy diloilo iray, ary mofo manify iray avy ao amin’ny harona misy ny mofo tsy misy leviora izay apetraka eo anatrehako Izaho TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary manala iray amin'ny mofo sy iray amin'ny mofo voaisy diloilo ary iray amin'ny mofo manify izay eo amin'ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary makà mofo iray, dia mofo iray voaisy diloilo, mofo manify iray izay eo amin’ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan’NY TOMPO;
malagasy
ary manala iray amin'ny mofo sy iray amin'ny mofo voaisy diloilo ary iray amin'ny mofo manify izay eo amin'ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan'i Jehovah;