Exodus 29:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ataovy eo an-tanan’i Arona sy eo an-tanan’ireo zanany izy rehetra ka ataovy fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hapetrakao eo amin’ny felatanan’i Aarôna sy amin’ny felatanan’ny zanany avokoa ireo zavatra ireo, ka hahevahevanao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hapetrakao eo am-pelatanan’i Aharôna sy ny zanany ireo, ka hasainao ahevahevany eo anatrehako ho fanatitra ahevaheva.
Malagasy Bible 1865
ary ataovy eo an-tànan'i Arona sy eo an-tànan'ny zanany izy rehetra, ka ahevahevao izy hofanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ataovy eo an-tanan’i Arona sy eo an-tanan’ireo zanany izy rehetra ka ataovy fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO ireo.
malagasy
ary ataovy eo an-tànan'i Arona sy eo an-tànan'ny zanany izy rehetra, ka ahevahevao izy hofanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.