Exodus 29:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy ao anaty harona iray ireny ka ento amin’io harona io; ary ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy roa dia ento koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy an-tsobika iray ihany izy, dia atero izany ao anatin’ny sobika miaraka amin’ny vantotr’ombalahy iray sy ny ondralahy roa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy ao anaty harona iray ireo, ary ento ao amin’ny Toeramasina miaraka amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy roa.
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy eo anaty harona iray izy, ka ento amin'ny harona; ary ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy roa dia ento koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy ao anaty harona iray ireny ka ento amin’io harona io; ary ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy roa dia ento koa.
malagasy
Ary ataovy eo anaty harona iray izy, ka ento amin'ny harona; ary ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy roa dia ento koa.