Exodus 29:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiakanjo azy hafitoana izay iray amin’ny zanany ho mpisorona handimby azy, dia izay miditra ao amin’ny tranolay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hitafy izany mandritra ny hafitoana, izay anankiray amin’ny zanany ho tonga mpisorona handimby azy; dia izay hiditra ao an-trano lay fihaonana, hanao ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona hisolo an’i Aharôna dia hitondra ireo akanjo ireo mandritra ny fito andro, rehefa miditra ao amin’ny Tranolay fihaonana mba hanatanteraka ny raharahany ao amin’ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Hiakanjo azy hafitoana izay anankiray amin'ny zanany ho mpisarona handimby azy, dia izay miditra amin'ny trano-lay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiakanjo azy hafitoana izay iray amin’ny zanany ho mpisorona handimby azy, dia izay miditra ao amin’ny tranolay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina.
malagasy
Hiakanjo azy hafitoana izay anankiray amin'ny zanany ho mpisarona handimby azy, dia izay miditra amin'ny trano-lay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina.