Exodus 29:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao avy eo ny ondrilahy fanokanana ka ahandroy eo amin’ny fitoerana masina iray ny henany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Halainao ny ondralahy fanokanana, ka handrahoinao eo amin’izay toerana masina ny henany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Halaina ny ondrilahy fanokanana, ilay faharoa, dia handrahoina ao amin’ny toerana iray voatokana ny henany.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny ondrilahy fanokanana ka andrahoy eo amin'izay fitoerana masina ny henany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao avy eo ny ondrilahy fanokanana ka ahandroy eo amin’ny fitoerana masina iray ny henany.
malagasy
Ary alao ny ondrilahy fanokanana ka andrahoy eo amin'izay fitoerana masina ny henany