Exodus 29:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hohanin’i Arona sy ireo zanany eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny henan’ny ondrilahy sy ny mofo izay ao anatin’ny harona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hohanin’i Aarôna sy ny zanany eo anoloan’ny trano lay fihaonana ny henan’ny ondralahy, sy ny mofo ao anatin’ny sobika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohanin’i Aharôna sy ny zanany, miaraka amin’ny mofo sisa ao amin’ny harona, eo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hohanin'i Arona sy ny zanany eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny henan'ny ondrilahy sy ny mofo izay eo anatin'ny harona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hohanin’i Arona sy ireo zanany eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny henan’ny ondrilahy sy ny mofo izay ao anatin’ny harona.
malagasy
Ary hohanin'i Arona sy ny zanany eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny henan'ny ondrilahy sy ny mofo izay eo anatin'ny harona.