Exodus 29:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy sisa tsy lany amin’ny henan’ny fanatitra fanokanana, na amin’ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin’ny afo ny sisa tsy lany fa tsy hohanina satria masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy sisa tsy lany ka tra-maraina ny hena avy amin’ny fanokanana ny mofo, dia hodoranao izany fa tsy hohanina, satria zava-masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy sisa tsy lany tra-maraina ny hena sy ny mofo, dia hodorana fa tsy azo hanina satria sakafo masina.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy sisa tsy lany amin'ny henan'ny fanatitra fanokanana, na amin'ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin'ny afo ny sisa tsy lany: tsy hohanina izany, satria masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy sisa tsy lany amin’ny henan’ny fanatitra fanokanana, na amin’ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin’ny afo ny sisa tsy lany fa tsy hohanina satria masina.
malagasy
Ary raha misy sisa tsy lany amin'ny henan'ny fanatitra fanokanana, na amin'ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin'ny afo ny sisa tsy lany: tsy hohanina izany, satria masina.