Exodus 29:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia manaova izany amin’i Arona sy ireo zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izany no hataonao amin’i Aarôna sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Hafitoana no hanokananao azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mifanaraka tanteraka amin’ny torolalana efa nomeko anao no hataonao amin’i Aharôna sy ny zanany. Haharitra fito andro ny lanonana fametrahana azy amin’ny asany.
Malagasy Bible 1865
Dia manaova izany amin'i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia manaova izany amin’i Arona sy ireo zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy ireo.
malagasy
Dia manaova izany amin'i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy.